send link to app

Baiboly Betsileo


4.4 ( 5424 ratings )
Ensino
Developer: Wycliff e.V.
Livre

Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny teninAndriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa.

Mizara ny mana isanandro ho anao. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly.

Afaka mizara ny teninAndriamanitra miainga avy ao aminny Baiboly ity ianao.
Afaka mizara sary misy teninAndriamanitra ianao.
Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao.
Azo zaraina ny "application."

Ity no laharana volohany aminity Baiboly voadika aminny teny Betsileo ity.
Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha aminizao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo.
Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.